Nankalazaina tamim-pomba teny Faravohitra, kaominina Anosy Avaratra, Distrika Antananarivo Avaradrano, ny 23 ka tsy hifarana raha tsy ny 26 aprily 2026, ny Fihaonamben’ny Tantsaha Avaradrano.
Mitohy tsy miato ny ezaka fanetsiketsehana sy fameloma-maso ny fikambanana eny ifotony ao anatin’ny hetsika entin’ny Femmes en Action Rurale de Madagascar. Notanterahina tao amin’ny Kaominina Manambaro, Fokontany Elarina,