📅 6 juin 2026
Fanentanana momba ny fampiasana zezika biolojika
📍 Sabotsy Ambohitromby • Sabotsy Ambohitromby • Andramasina • Analamanga — Tananan'ny Sabotsy Ambohitromby
Notanterahina tao amin’ny Kaominina Sabotsy Ambohitr’omby, ny sabotsy 06 Jona 2026, ny fanentanana momba ny fampiasana zezika biolojika, izay notarihin-dRamatoa Tafita.
Lire la suite