Hetsika izany, ho fanamafisana ny firaisankina sy ny fahavononan’ny mpikambana
Mitohy hatrany ny ezaka amin’ny fanetsiketsehana sy fameloma-maso ny fikambanana eny ifotony Notanterahina tao amin’ny Kaominina Manambaro, Fokontany Elarina, izany hetsika izany, ho fanamafisana ny firaisankina sy ny fahavononan’ny mpikambana…
Read more