Fkt Ambohipananina, fkt Manandrina| Fampahafantarana ny fikambanana
Nisy ny hetsika fampahafantarana ny fikambanana Femmes en Action Rurales de Madagascar (FARM) tao amin’ny Fokontany Ambohipananina, Kaominina Manandrina. Vehivavy maro avy ao an-toerana no tonga nanatrika izany.