Mitohy hatrany ny fanandramana ireo masomboly eo amin’ireo vala tahaka

Mitohy hatrany ny fanandramana ireo masomboly eo amin’ireo vala tahaka

Mitohy hatrany ny fanandramana ireo masomboly eo amin’ireo vala tahaka, mialoha ny hanaparitahana sy hizarana azy any amin’ireo mpikambana, toy izay efa natao tamin’ireo masomboly hafa, ka ny masom-boly ovy indray no novolena teto.
 

Ity dingana ity dia tena zava-dehibe satria:
– Manamarina ny kalitaon’ny masomboly sy ny tahan’ny fitsimohany
– Mandinika ny fanoherany aretina sy ny fiovaovan’ny toetr’andro
– Miantoka fa mifanaraka amin’ny tontolo sy ny filan’ny tantsaha izy ireo
– Manatsara ny vokatra sy ny faharetan’ny famokarana
Ny tanjona dia mazava: hanome masomboly voasedra sy azo antoka, mba hahazoan’ireo mpikambana vokatra tsara sy maharitra.
 
Seed trials are continuing in the demonstration plots before distribution and sharing with our members, just as was done with other seed varieties. This time, potato seeds have been planted on site.
This step is essential because it helps to:
 
– Verify seed quality and germination rates
– Assess resistance to diseases and climate variability
– Ensure suitability to the local environment and farmers’ needs
– Improve productivity and the sustainability of production
The objective is clear: to provide tested and reliable seeds, enabling our members to achieve better and more sustainable yields.
 

Leave a Reply

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *